Andinin-tSoratra Masina miisa 865 notsongaina ho fampaherezana manoloana ny fiainana ara-panahy, ny fiainana an-davan’andro sy ireo olana mety diavina, ary ny amin’ny fiainana mandrakizay.
Teny fikasana avy ao amin’ny Baiboly, voalamina araka ny filàna sy ny toe-javatra iainana.