Baiboly Malagasy + Audio — Fihirana

Baiboly Malagasy Audio sy Fihirana

Ny Baiboly Malagasy, ny teny fikasana, ny konkordansa ary ny fihirana dia voaangona eto amin’ny toerana iray, mba hahamora ny famakiana, ny fihainoana ary ny fikarohana isan’andro.

“Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.” Salamo 119:105

BAIBOLY

Vakio sy henoy ny Tenin’Andriamanitra .

Hijery →

FIHIRANA

Tononkira FFPM, Fihirana Fanampiny sy Antema miaraka amin’ny fikarohana sy lohahevitra.

Hijery →

KONKORDANSA

Tadiavo ato ny teny sy andinin-tSoratra Masina ao amin’ny Baiboly.

Hijery →

TENY FIKASANA

Andinin-tSoratra Masina voalamina araka ny filàna sy ny toe-javatra iainana.

Hijery →
“Indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” Matio 28:20

Mahafaly koa ny manolotra anao

Finoana • Fanantenana • Fitiavana

Radio Anjomara

Onjam-peo kristiana Malagasy, miaraka aminao amin’ny fandaharana, podcast, fampianarana ary fihainoana isan’andro.

Hihaino Radio Anjomara →
FFPM • Fanampiny • Antema

Fihirana Audio+

Ny fihirana Malagasy ao anatin’ny fitaovana iray, natao hanamorana ny fikarohana sy ny fampiasana ny fihirana isan’andro.

Hijery Fihirana Audio+ →